|
|
|
|

Entrée1  manan-kery
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  manana, hery
Explications en malgache  4  [1.13] ampiharina amin'ny fotoana itenenana
Explications en français  5  [1.13] en vigueur
Exemples  6  [2.270] Satria, ohabolana manankery ilay milaza hoe: "Lehibe manan-dehibe.
7  [2.285] Tsy ny lehibentsika, na ny manankery, na ny olona ambony ihany no mendrika handray haja avy amintsika, fa ny olo-mitovy amintsika koa.
Tous les mots composés 

Anagrammes  10 manan-kery, 11 mankarine

Mis à jour le 2025/09/13