Entrée | 1 mananky |
Radical | 2 anky |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 mandrefy zavatra amin' ny ankibentanana [1.10#A309] 5 Mandrefy amin' ny anky: Ny felatanana sy ny rantsan-tanana no nentina nananky [1.1#589] |
Exemples |
6 Ny felatanana sy ny rantsana no entina mananky, manomboka amin' ny ankibe ka miafara amin' ny ankikely, ary ny fampiasana ny anky dia ny satroka, ny hatevenan-javatra.
[2.436#]
|
Morphologie |
|
Anagrammes | 10 mananky, 11 mankany |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |