| Entrée | 1 manan-tsaina | 
| Mots élémentaires | 2 manana, 3 saina | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   afaka hahatakatra hevitra mora foana; na mora mahay zavatra ianarana [1.1] | 
| Exemples | 6   Olona manantsaina sy fahazotoana no tadiavina ho amin' izany raharaha izany.
[1.38] 7 Aoka hihaino ny hendry, dia hitombo fahalalana izy; ary ny manantsaina, hahalala torohevitra feno fahamalinana, [2.996] | 
| Analogues | 8 malady saina, kinga saina, haingan-tsaina, matsilo saina, mahira-tsaina, malala-tsaina, lava oroanana, marani-tsaina, mato-tsaina, manam-panahy, tangolo-tsopaka, lalin-tsaina | 
| Anagrammes | 9 amintsanana, 10 manan-tsaina, 11 masin-tanana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |