| Entrée | 1 manao hodi-tsirany sy hodi-peny | 
| Mots élémentaires | 2 manao, 3 hoditra, 4 sirana, 5 fe | 
| Partie du discours | 6 locution | 
| Explications en malgache | 7   enti-milaza olona miangatra (samy hoditra tokony tsy hisy hafa ireo -- ny sirana sy ny fe ka tsy azo avahana ho tsy maharary raha amin' ny iray, fa manaintaina kosa amin' ny ilany faharoa) [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |