|
|
|
|

Entrée1  manapa-kota
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  manapaka, hota
Explications en malgache  4  [1.78] manakoaba eo am-pihinanana [Sakalava]
5  [1.1] mampiato ny fisakafoan' olona izay mbola eo am-pihinanana: Aza fady, tompoko, fa manapa-kota (teny enti-miala tsiny raha, ohatra, ka handao olona mbola eo am-pisakafoana)

Anagrammes  6 manapa-kota, 7 taom-pakana

Mis à jour le 2025/09/12