| Entrée | 1 manaraby | 
| Radical | 2 haraby | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Maneso; mamazivazy [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to jeer at, to ridicule. [1.2, 1.7] | 
| Explications en français | 6   railler; ridiculiser [1.8] | 
| Exemples | 7   Izay rehetra mahita ahy, manaraby ahy avokoa
[2.996] 8 Dray, hoy aho mba manaraby, hono, izany, tokony hanoratra an-gazety ianao ity, fa mahita zavatra holazaina mihitsy. [2.4#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 13 anambary, 14 baramina, 15 manabira, mañabira, 16 manaraby, 17 mibaraña | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |