| Entrée | 1 manararaotra | 
| Radical | 2 hararaotra | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mitombo mihalehibe, mihamafy: Hanararaotra io ferinao io ka tsaboy haingana Mampiasa ny fahavoazan' ny sasany mba hanampiana trotraka izany: Aza manararaotra ny halemen' ny sasany mba hitarihana azy amin' ny ratsy Mamonjy mitady tombony haingana raha misy zava-miseho sao tsy miverina intsony io zavatra io: Manararaota ny hatanorana, rankizy, mba hiasana betsaka fa rehefa antitra tsy afaka intsony. [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to aggravate, to add to, to take the occasion of, as when following some one else and seeing him do something or take something, to steal and lay the blame on another. [1.2] 6 to take advantage of [1.7] | 
| Explications en français | 7   profiter de l'occasion [1.8] | 
| Exemples | 8   Tsinjo miverimberina eny koa ireo arom-pefiloha vita vodivato sy voatsato-kazo, ireo tanimboly manararaotra ny tany lonaka, ireo trano bongo mitokana naorina vonjy maika ho fiandrasam-boly.
[2.470] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 13 manararao-paty | 
| Analogues | 14 mively ny vy dieny mafana, manao kendry tohina, manao tsatoka, mandray vava latsaka | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |