|
|
|
|

Teny iditra1  manarina
Fototeny  2 arina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mametraka amin' ny toetra mahitsy izay nandry na lavo: Iza no nanarina ilay zazalahy lavo tao? ~ Ny sakaizany no nanarina azy tamin' ilay fahavoazany tao dasa saika namoizany fo
5 Mamerina amin' ny toetrany tsara teo aloha: Tsy mety kivy izy fa nanarina ny fanonany rava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to level [1.2, 1.7]
7 to set up, to raise, to erect, to elevate [1.2]
8 to set upright [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 Mettre d’aplomb, niveler, mettre sur son séant, redresser, relever, recouvrer, rétablir ses affaires: Nanarina ny fananany izy (Il a recouvré sa fortuné, il a rétabli ses affaires) [1.3#62]
10 niveler; dresser debout [1.8]
11 redresser, corriger [1.13]
Ohatra  12  Ny lahy mifonoka manarina ny torimaso tsy azony indroa alina no tazany manjavozavo. [2.470]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Mpanahaka  17  manitsy
Kamban-teny rehetra  18  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  manarina, 20 ramanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08