| Entrée | 1 manasakaiza | 
| Radical | 2 sakaiza | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Maka ho sakaiza: Manakaiza vahiny, mbola tia ka ilaozany enti-milaza fifankatiavana amin' olona miserana ihany, izay voatery hotapahina noho ny fandalovany fotsiny ) [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Synonymes | 8 manakaiza | 
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |