Entrée | 1 manasaraka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 saraka |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mamaritra ny fisarahana: Ity renirano ity no manasaraka ny Fivondronana anankiroa Mampihataka mba tsy hifamely intsony: Ny mpampianatra no nanasaraka ireo mpianatra roa lahy niady |
Explications en français |
5 [1.13] décomposer, désaccoupler |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |