|
|
|
|

Teny iditra1 manatsatso
Fototeny  2tsatso
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampihena, mampahalefy tsiro; manampo-drano: Nisy nanatsatso itỳ ro itỳ
Mandefy, mahalefy: Vao mainka nanatsàtso ny lahateniny ireo haingonteny be loatra nampiasainy
Manakiana, milaza fa ratsy: Be no nanatsatso ny kabary nataony [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12