| Entrée | 1 mandaboka | 
| Radical | 2 daboka | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Manjera amin' ny tany, mandavo: Rivo-mahery no nandaboka ny tranonay Mikapoka, mamely: Nandaboka azy tamin' ny tehina teny an-tanany izy [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to beat, to strike, to throw down, to dash [1.2] | 
| Explications en français | 6   Jeter en bas, précipiter, faire tomber, battre, rosser [1.3] | 
| Exemples | 7   Izato feony efa migoboka mandaboka dia mandaboka, manameloka iroa lehilahy lasa tontakely tsy fidiny noho ny ankasony ihany Nanaiki-molotra i Fandrava.
[2.895#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Autres orthographes | 12 manadaboka | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |