Entrée (1/2) | 1 mandahilahy |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 lahilahy |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mitso-drano, mirary soa ny zaza atao hasoavana |
Explications en anglais |
5 [1.2] to use the expression lahilahy |
Exemples |
6 [2.436#] Mandritra izany kosa ireo mpitondra lefona sy ampinga dia mihira sy mandahilahy eo amoron-drano ka manao hoe: "Lahy!
|
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 11 mandahilahy |
Partie du discours | 12 verbe actif |
Radical | 13 lahilahy |
Explications en anglais |
14 [1.2] In the provinces, to circumcise. [Provincial]
|
Morphologie |
|
Vocabulaire | 19 Santé |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |