|
|
|
|

Entrée1  mandentika
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  lentika
Explications en malgache  4  [1.1] Manatsatoka mandevina: Mandentika tsato-kazo amin' ny tany
Manasitrika, manitrika: Mandentika hazo lava ao anaty rano
Mandrendrika: Nandentika ny sambo ny onja sy ny rivotra
Mandroboka, mampihitsoka: Ny namandratsy no nandentika azy tamin' ny fahazaran-dratsy
Mampiditra amin' ny lalina, amin' ny kizo, mampifatratra: Vao mainka nandentika ny voampanga ilay vavolombelona nantenainy hanavotra azy
Explications en français  5  [1.13] enfoncer
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12