Entrée | 1 mandevilevy |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 levilevy |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mangotraka: Efa mandevilevy ny rano ka arotsahy amin' izao ny vary Miontanontana izaitsizy (na alahelo na hatezerana): Nandevilevy ny foko tamin' ny fatin' ny zokiko Mananatra na maniny olona amin' ny hadisoana nataony na ny tsy fanaovany adidy tokony honataony: Nandevilevy azy daholo ny manodidina tamin' ny nanafenany an' ilay mpangalatra Mandrahona manao teny mahery noho ny hatezerana: Nandevilevy azy mafy rainy |
Explications en anglais |
5 [1.7] to threaten, to scold |
Explications en français |
6 [1.8] gronder, gourmander |
Exemples |
7 [1.437#] Fa tonga vereza faty, Ka mandevilevy ny àty.
|
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 lendemivavy, 13 mandevilevy |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |