|
|
|
|

Entrée1  mandidy
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  didy
Explications en malgache  4  [1.78] mikapa, mitetika [Sihanaka]
5  [1.1] mikapa, mandrasa: Tsy mora araka ny fiheverana azy akory ny mandidy hena
Manapaka lamba amin' ny hety mba hanaovana akanjo: Iza no nandidy ny akanjonao?
Mandrasa nofo na manapaka taova amin' ny olombelona mba hanalana aretina mahazo azy: Dokotera iza no nandidy ny vavoninao?
Mampanao: Mandidy zava-tsarotra loatra ianao, tompoko
Mifehy, manapaka: Iza no mandidy eto amin' ny faritany?
Mizaka, tompom-pahefana amin' ny fananana: Mandidy ny fananako aho
Teny misy ifandraisany amin' ny Mandidy: manapaka, mibaiko, mandahatra, mizaka, mifehy, manendry, manery, manjakazaka, mandidy tokana, mandidy tsy zehena, tsy refesi-mandidy, manao teniko fe lehibe, manao didy boraingona
6  [1.13] manaraka soritra miolika
Explications en anglais  7  [1.2] to cut, to command, to order
8  [1.7] to cut
to command
Explications en français  9  [1.3#101, 1.8] couper
commander
10  [1.3#101] tailler, découper, faire une incision, percer avec le bistouri: Nandidy ny masony ny dokotera (Le médecin a fait une incision à son oeil) ~ Nandidy ny vay ny dokotera (Le médecin a percé l’abcès avec le bistouri)
11  [1.13] chantourner
Exemples  12  [2.528#] Tsy izaho ve no mandidy sy manapaka eto?
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
16  Impératif :
Tous les mots composés  17  14 mots contenant mandidy
Vocabulaire  18  Technique
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot mandidy

Mis à jour le 2025/09/13