|
|
|
|

Teny iditra1  mandifotra
Fototeny  2 difotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihoatra: Mandifotra anao io tamboho io
5 Mitelina: Dia handifotra ahy ve io lavaka io, io rano io? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to go over one's head, to overflow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 submerger, couvrir [1.3#102, 1.8]
8 dépasser, être plus haut ou plus profond: Mandifotra ahy ny ampiantany (Le mur me dépasse en hauteur, est plus haut que moi) ~ Mandifotra ahy io lavaka io (La profondeur de ce trou dépasse ma taille) [1.3#102]
9 dépasser en hauteur [1.8]
10 Il y a de l'eau par-dessus la tête [2.415#6672]
Ohatra  11  Tanin-tsaingona mandifotra havalahana no novakivakina. [2.643#]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  15 impito mandifotra olona
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 fota-mandry, mandifotra, 18 mandofitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08