|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandoa trosa |
| Singan-teny | 2mandoa, 3trosa |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Mamerina ny vola trosa, mandoa ny vola nosamborina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Expier, c' est payer sa dette..
[2.415#6415] 7payer une dette. 8figuré: expier. [1.3] |
| Ohatra |
9 Indrindra izaho mbola mandoa trosa ity.
[2.4]
|
| Voambolana | 10 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Tovy hevitra | 11manefa trosa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|