| Entrée (1/2) | 1 mandrevo | 
| Radical | 2 revo | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Milentika ao anaty fotaka: Mandrevo izy ka vonjeo Mora ilentehana azon' ny be fotaka: Mandrevo itý tany itý Be dia be: Mandrevo ny ahitra amin' izao fahavaratra izao Manahirana aoka izany: Nandrevo iny adiko tamin-dRakoto iny [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to bog down; to be deep and yielding, as mud [1.7] | 
| Explications en français | 6   s'enfoncer comme dans la boue [1.8] | 
| Exemples | 7   Sarotra asaina ilay izy fa fotaka mandrevo matetika ny ambony ary tanimanga mavesatra ny ambany.
[2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 11 fota-mandrevo | 
| Entrée (2/2) | 12 Mandrevo | 
| Mots élémentaires | 13 man~, 14 revo | 
| Partie du discours | 15 nom propre (toponyme) [Liste complète] | 
| Vocabulaire | 16 Géographie: agglomérations | 
| Anagrammes | 17 Mandrevo, mandrevo | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |