|
|
|
|

Teny iditra1 mandrota
Fototeny  2rota
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4mandrovitra, mahatonga ho rota: Tsy hay ñy rivotra fa mandrota raha (tsy zaka ny rivotra fa mandrovo-javatra). [Tanala] [1.78]
5mandrovitra. [Tanosy] [1.78]
6Mandrovitra, manimba. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  10 mandotra, 11 mandrota

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12