|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandrotsirotsy
Fototeny  2 rotsirotsy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manasavilivily (zaza) eo amin' ny sandry mba hampatory na hampangina azy, na hahafinaritra azy fotsiny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to rock and soothe a baby; to soothe, to deceive. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 balancer et endormir un enfant en murmurant. [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  mandrotsirotsy
Fototeny  12 rotsirotsy
Sokajin-teny  13  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  14 Enti-milaza ny hoditra misy fivontosana kely madinika. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12