|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandry ilika |
| Singan-teny | 2mandry, 3ilika |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 mandry ka ny ila ihany, ny takiba ilany, no atao ambany misahirana [1.1] |
| Ohatra |
6 Ilay lahy antitra nandry ilika teo ambony tsihy
[2.649]
7 nandry ilika ery ity zanak'Andriana tsy zatra mipetraka raha tsy ambony seza. [2.895] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|