| Entrée (1/2) | 1 manda | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Rindrim-bato na rindrim-by, na tamboho avo tsotra, manodidina toerana iray tiana harovana amin' ny fahavalo: Tsy laitra nanihina ilay manda Olona mpiaro: Izy no mandan' ny madinika [1.1] | 
| Explications en français | 4   fortification, rempart protecteur [1.3] | 
| Exemples | 5   Ny famonjeny no ataony mandany sy manda ivelany.
[2.996] 6 raisin' ny nitety aloha ny tohatra hiakarana ny manda. [2.270] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 10 3 combinaisons de ce mot | 
| Entrée (2/2) | 11 mandà | 
| Radical | 12 la | 
| Partie du discours | 13 verbe actif | 
| Explications en malgache | 14   tsy manaiky [Taisaka]
 [1.78] 15 Milaza mafy fa tsy marina; tsy manaiky fa marina; mitsipaka zavatra iray izay lazaina fa diso: Mandà izany fanombotombohanao ahy izany aho Tsy mandray: Mandà ny fahagagana izy Milaza ampahibemaso fa tsy mankasitraka: Izaho manda an' i Satana Mivadika: Mandà ny teny napetrany izy. [1.1] 16 (matoanteny transitifa, endrika aktiva) Tsy afaka NANDA izy, fa tsy azo NOLAVINA mihitsy ny porofo [1.10] 17 milaza mafy fa tsy marina; tsy manaiky fa marina; mitsipaka zavatra iray izay lazaina fa diso: mandà izany fanombotombohanao ahy izany aho tsy mandray: mandà ny fahagagana izy milaza ampahibemaso fa tsy mankasitraka: izaho mandà any Satana mivadika: mandà ny teny napetrany izy [1.1] | 
| Explications en anglais | 18   to refuse; to deny [1.2, 1.7] 19 to reject [1.2] | 
| Explications en français | 20   refuser [1.3, 1.5, 1.8, 1.6, 1.14] 21 nier [1.3, 1.5, 1.8, 1.6] 22 désapprouver, renier, rejeter, méconnaître. Nanda ny teny napetrany izy: il a renié ses promesses. Nanda ny rainy aman-dreniny izy: il a rejeté ses parents [1.3] | 
| Explications en italien | 23   negare. Nanontany aho raha izy ni nilaza izany, dia nanda izy: io ho domandato se egli avesse detto cio, ma ha negato rifiutare. Nangataka fanampiana taminy izahay fa nanda izy: noi gli abbiano chiesto aiuto ma egli ha rifiutato [1.18] | 
| Exemples | 24   manda famaizana ny mpanota;
[2.996] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 29 5 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 30 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 31 mandà, manda | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |