|
|
|
|

Teny iditra1 manelingelina
Fototeny  2helingelina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahasosotra, manorisory amin' ny fivezivezena manerantserana ny tena, misalovandovana: Manelingelina ahy ireo zaza ireo
Mampihahakaha-kevitra; mahatonga ny saina tsy hitombina: Manelingelina ahy izany feon-dakolosy izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to disturb one by frequent interruptions. [1.2]
6 to distract, to bother [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 gêner, importuner, distraire, ennuyer [1.8]
Ohatra  8 Fady ny manelingelina namana eny am-pandehanana, ny maka aina na manatsotra andilana. [2.472]
9 manelingelina anao aho? [2.583]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12