|
|
|
|

Teny iditra1  manemitra
Fototeny  2 temitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manisy temitra.
5 Mamefy: Olona tsy latsaka ny dimampolo no nanemitra ny arabe. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to surround; to cover walls with mats or paper. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 entourer; couvrir les murs de nattes ou de papier. [1.8]
Ohatra  8  Ary ny manemitra ny trano no atao hoe mitohy lemitra. [2.48]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 3 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09