| Entrée | 1 manemotra | 
| Radical | 2 hemotra | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Manalavitra ny andro: Misaotra azy ihany fa nanemotra ny fandoavako vola izy Manafohy: Iza indray no nanemotra ity akanjonao, Ramasaka? Mitana tsy hivoaka: Manemo-dronono, hono, ny ombivavin-dry zareo ato avaratra [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to delay the time; to reduce [1.7] | 
| Explications en français | 6   renvoyer à plus tard; ajourner; réduire [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |