| Entrée | 1 manendrikendrika | 
| Radical | 2 endrikendrika | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Milaza ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony, manoso-potaka, manombotomboka: Zava-dratsy roa loha no ataon' ny mpanendrikendrika dia ny mandainga sy ny tsy tia namana [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to slander, to make insinuations against [1.7] | 
| Explications en français | 6   calomnier [1.3#126, 1.8] 7 accuser de faux [1.3] 8 médire par insinuation [1.8] | 
| Exemples | 9   Aza fady, anaka, hoy Rafotsy, rehefa nahazo aina izy, aza manendrikendrika ny zanako amin' izay tsy fantany ianao.
[2.895] 10 Ny kely manetry ny lehibe kanefa tsy marina, manendrikendrika ny tsy ataon'ny lehibe, kely mandainga hanoso-dratsy ny lehibe, handoto ny lehibe [2.508] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |