|
|
|
|

Teny iditra1 manenika
Fototeny  2henika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manerana: Manenika an' izao tontolo izao Andriamanitra
Mameno: Manenika ny foko ny hafaliana
Mandrakotra: Manenika ny tanety ny valala [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 ankamine, 10 kinamena, 11 mañanike, 12 manenika, 13 miankane

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02