|
|
|
|

Teny iditra1  mangeokeoka
Fototeny  2 heokeoka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny tanda maimaina ka mangagàka noho ny tsiron-javatra nohanina izay mafaitra na mafaraka ka toa mangidingidy ny tenda: Mangeokeoka ny tendako rehefa mihinana io voankazo io aho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to feel a tickling sensation in the throat.. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 mangeoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12