Entrée (1/4) | 1 mangidy |
Partie du discours | 2 adjectif |
Radical | 3 ngidy |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manana tsiro ratsy be amin' ny le-la, mampivivy, mifanohitra amin' ny mamy: Mangidy ny kininina ka tsy tian' ny zaza Masiaka: Mangidy ny sakay Mampahory izaitsizy, mampangirifiry Mangidy izay fahoriana nanjo azy izay Tsy anerany, mihoa-pampana: Mangidy ny halafon' ny hena ankehitriny izany Fatratra, mantsalay, kinga sy mahay: Mangidy io Rangahy io raha hampianatra Mafy, manindrona: Mangidy izany teny izany, hoy ny olona nihaino ny tenin' ny manampahefana Sarotiny, mahihitra: Lehilahy mangidy velona iny; tsy hanome eranambatry anao iny na hiofo aza ny angidina |
Explications en anglais |
5 [1.2, 1.7] bitter |
Explications en français |
6 [1.8] amer |
Exemples |
7 [2.472] Ireo sady tsy manam-bary no tsy manam-bola dia mangidy indrindra ny manjo azy.
|
Tous les mots composés | 8 14 mots contenant mangidy |
Analogues | 9 mafaitra, mangeroka, hentona, monta, mangananganana, mangidy toy ny tangena, mangidy ohatra ny vahona |
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot mangidy |
Entrée (2/4) | 11 mangidy |
Partie du discours | 12 adjectif |
Explications en malgache |
13 [1.78] saro-tongavina [Taisaka]
|
Explications en anglais |
14 [1.7] expensive |
Explications en français |
15 [1.8] qui coûte cher |
Entrée (3/4) | 16 mangidy |
Partie du discours | 17 adjectif |
Radical | 18 hidy |
Explications en malgache |
19 [1.78] mangidihidy [Taisaka]
|
Explications en français |
20 [1.405] qui démange, qui donne envie de se gratter [Sakalava-Mayotte]
|
Entrée (4/4) | 21 mangidy |
Partie du discours | 22 nom |
Explications en français |
23 [1.196] (de ngidy : amertume, goût amer). Nom des arbres dont les écorces sont particulièrement amères. Notamment : Physena madagascariensis Thouars ex Tul. (Physenaceae) réf. Humbert 13.899. D'après G. Cours, on attribue à ces écorces des propriétés calmantes, sédatives. Écrasées fraîches, on en frotte la peau pour empêcher les sangsues aériennes de s'y fixer. [Sihanaka, Betsimisaraka]
|
Vocabulaire | 24 Botanique: plantes médicinales |
Nom scientifique |
|
Anagrammes | 25 diminga, 26 mangidy |
Mis à jour le 2025/09/13 |
![]() |