Entrée | 1 mangirika |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 hirika |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mandoaka: Nisy jiolahy nangirika ny rindrinay halina Mitady hahalala, mangaroka: Nangirika mafy ny resatsika Rasoa fa tsy nilaza na inona na inona aho Maniry mafy ny hahazo, mangataka: Nangirika mafy itỳ trano itỳ tokoa, Rakoto, fa tsy namidiko |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |