|
|
|
|

Entrée1  mangobakobaka
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  hobakobaka
Explications en malgache  4  [1.1] Malalaka tsy misy zavatra ao anatiny
Exemples  5  [2.470] Voanatsindrana na lamokan-goavy no tsy maintsy tsakotsakoin' ny vavany, ary hanoanana mandrakariva no mangobakobaka anaty kibony.
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
Tous les mots composés 
Synonymes  11  mangobaka
Citations  12  Textes citant mangobakobaka

Mis à jour le 2025/09/12