Entrée |
mangoratsaka
(horatsaka)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Madio tsisy rahona na pitiny kely aza: Mangoratsaka ny volam-penomanana / Mavamavana na tany lanjadiany / Indro kosa fa ny foko miantsinanana / Manin-dava iny Ranomasina iny. (R. R-R) [1.1]
|
Explications en français | être d'un blanc pur [1.3]
|
Exemples |
1 | Diavolana mangoratsaka no niainganay teo an-tseranan' i Toamasina, mba hanjono any afovoan-dranomasina any.
[2.471]
|
2 | Mangoratsaka ny volam-penomanana ka manome taratra somambisamby amin' ny tany hazavainy.
[2.470]
|
|
|