|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 maninjitra
Fototeny  2hinjitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 [mañinjitra] manalava [Bezanozano] [1.78]
5 Manenjana: Naninjitra ny tanany i Jeso dia nitony ny ranomasina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to stiffen; to stretch out, as the hand [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 raidir: étendre comme la main [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)13 mañinjitra
Fototeny  14hinjitra
Sokajin-teny  15 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  16 manontolo [Bezanozano] [1.78]
17 Manontolo, tontolo: Tapak' andro maninjitra aho niandry anao tata foana [1.1]
Ohatra  18 Ny siramamy aza, tamin' izany andro izany, tapak' andro maninjitra vao tafaverina ny iraka alefa hividy azy. [2.471]

Fivaditsoratra  19 mañinjitra, maninjitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02