Entrée | manintsana avido | |
Mots élémentaires | manintsana ; avido | |
Partie du discours | locution | |
Allégation | Mot ou locution vu dans: manomboka [1.1] | |
Exemples | Izay ary no tehin-dava manintsana avido sy sava ando manajary ny dia, mitondra any amin’ny votoatin-dresaka izay tsy inona fa ny hetahetan’izato Andriamatoa efa nomenareo toerana voatokana izato [kabarin' ny ministra MAKV, 2014/01/24]
[5.mg.http://www.macp.gov.mg/blog/divers-kabary-am-panambadiana-tohiny-4/] | |
Mis à jour le 2023/10/17 |