|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manipaka
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  tsipaka
Explications en malgache  4  [1.1] Mandaka: Aza manipaka ny zokinao re, anaka, fa tsy fanao
Manosika amin' ny tongotra: Aza manipaka ny lamba firakofana sao mangatsiaka ka mandraiki-marary
Manda, tsy manaiky: Manipaka ny hevitry ny maro Rabe, ka osa izay hanjò azy!
Manary: Manipaka an-dRalay tsy ho zana, ny intsony rainy, fa tafahoatra loatra ny ditrany
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Entrée (2/2)9  manipaka
Partie du discours  10  verbe actif
Explications en malgache  11  [1.78] mitsipika [Tambahoaka, Bara, Sihanaka]

Anagrammes  12 manapika, 13 manipaka, 14 mipanaka, 15 mpanaika, 16 mpianaka

Mis à jour le 2025/09/12