Entrée (1/2) | 1 manitsaka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 hitsaka |
Explications en malgache |
4 [1.78] mihosy tanimbary [Bara]
5 [1.1] Manosy amin' ny tongotra: Aza manitsaka ny ahitra Mandeha na mandia eo ambony: Raha vao nanitsaka ny tany nahalatsahan' ny tavoniny izy dia latsa-dranomaso Manao tsinontsinona, maniratsira: Nanitsaka ny voninahitro iny Rangahy iny! |
Explications en anglais |
6 [1.7] to trample on |
Explications en français |
7 [1.8] fouler aux pieds |
Exemples |
8 [2.69#] Ny fihavanana toy ny fasam-Bazimba, ka izay manitsaka no kely ila;
|
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot manitsaka |
Illustrations |
|
Entrée (2/2) | 17 manitsaka |
Partie du discours | 18 verbe actif |
Radical | 19 hitsaka |
Explications en anglais |
20 [1.7] to disdain |
Explications en français |
21 [1.8] dédaigner |
Morphologie |
|
Anagrammes | 26 mañakatsy, 27 manatsika, 28 manitsaka |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |