| Explications en malgache | 4   manavatsava, mamakivaky [Sihanaka]
 [1.78] 5   Mandalo eo afovoany: Tsy hita intsony ny hamenarako nanivaka teto afovoan' ny olona
 Miala amin' ny lalambe ka mandeha amin' ny lalankely na mamoron-dalana mihitsy aza mba hahatongavana haingana na hahafohy ny dia: Taiza ho aiza izy no nanivaka no tsy hitanay akory ~ Misy feo manivaka izany ka maharatsy ny hira
 Manositosika, mandavo, mamotraka olona: Olona tsy mahalala fomba koa itony manivaka ny sasany itony rehefa mandalo [1.1]
 
 |