| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 manjeny | 
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao | 
| Ohatra | 
3 Zaho kosa… voa dia eny: Singan'olona manjeny.
[1.264] 
 4 Voronkely rava akany / Zanak'ondry dia manjeny, / singan'aina ambony tany: / Ikala maty ray sy reny. [1.244] 5 Tsy oram-baratra no midona, fa / fo feno hanina no miteny, / ka ny vetsom-panahiny kely foana / tsy sasa-mivezika sy manjeny. [1.277] 6 Hahaha, hoy ny hehiny sady nanatona ny varavarana izy, hay aty misy zana-borona manjeny ka tsy nolazain'ialahy hatrinaraina ry Fandrava. [2.895]  | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Fivaditsoratra | 10 mañenjy, 11 mañinje, 12 manjeny | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 | 
 |