Entrée | manjofo (jofo) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Miantonta, mipaoka, mifaoka tsy mamela na kely ohatra ny sila-koho aza, manao majifa: Nisy nanjofo ny entana tao an-tranonay tany ambanivohitra Mihinana, mandany: Izy no nanjofo ny vola tao am-bata [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |