|
|
|
|

Teny iditra1 manjoko
Fototeny  2joko
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miondrikondrika sy mivokobokoka rehefa mandeha: Mampalahelo ahy io antibavy manjoko io [1.1]
Ohatra  5 Noho i Rafotsibe efa manjoko dia tsy niery taminy ilay hodi-kazo. [2.895#]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02