Entrée | 1 manoatoa |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 toatoa |
Explications en malgache |
4 [1.1] Milaza zavatra tsy mbola fantatra mazava; miomana haingana, mametra andro handehanana ka tsy matahotra akory ny ho voasakan-tsampona: Rahoviana ianao no handeha? Tsy manoatoa aho fa amin' ny Alakamisy no mikasa hiainga |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |