|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 manofoka
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny ilazana ny tandrok' omby manomboka mitsefatsefaka na vakivaky [Betsileo] [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  4 Bikan' ny tandrok' omby

Teny iditra (2/3)5 manofoka
Sokajin-teny  6 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  7 mandetika fantsika [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)8 mañofoka
Sokajin-teny  9 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  10 maty vary [Bezanozano] [1.78]

Fivaditsoratra  11 manakofo, 12 mañofoka, manofoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02