Entrée (1/2) | 1 manohatra |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 ohatra |
Explications en malgache |
4 [1.78] mampitovy [Bezanozano]
5 [1.1] Mampitaha: Manohatra ny fahafatesana amin' ny mpangalatra tonga tampoka ny Soratra Masina Mampitovy: Manohatra ny akanjony amin' ny ahy izy Manandrana, mijery raha mifanentana: Lasa nanohatra ny akanjony izy |
Explications en anglais |
6 [1.2] to measure, to compare. 7 [1.7] to compare; to fit to try |
Explications en français |
8 [1.8] comparer, essayer un vêtement, etc |
Exemples |
9 [2.285#] Ka izany no itenenany hoe samy masina an-taniny raha manohatra tanin' olona amin' ny tanindrazany izy.
10 [2.314#] Tsy vitan' ny manohatra ny tenany amin' ny zavaboary ny mpanoratra fa mbola miangavy ny sasany amin' izy ireo koa mba hanampy azy |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot manohatra |
Entrée (2/2) | 18 manohatra |
Partie du discours | 19 verbe actif |
Radical | 20 tohatra |
Explications en malgache |
21 [1.1] Mifanena amy; manehatra: Manoha-doza |
Anagrammes | 22 maharanto, 23 mahatrona, 24 manatroha, 25 manohatra, 26 mantahora |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |