| Entrée | 1 manohintohina | 
| Radical | 2 tohintohina | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Exemples | 4   Tsy misy mihitsy mahazo manohintohina ny maha iray tsy anombinana ny tanin'ny Repoblika.
[1.320#] 5 io fifandroritana io dia manohintohina ny tokony ho fitovian' ny fandraisana ny olom-pirenena. [4.27] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/07/29 |   |