|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  manohy
Fototeny  2 hohy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mihady amin' ny hoho na amin-java-maranitra; manokatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 creuser avec les griffes ou avec un instrument, déterrer [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/4)10  manohy
Fototeny  11 tohy
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 manampy, manalava: Tsy fanao, hoy ny Ntaolo, ny manohy rofia ny foly mena
14 tsy manapaka na mampijanona ny efa natomboka: Mbola hanohy ny diany hatrany Salazamay izy ~ Lasa nanohy ny fianarany any Toulouse izy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15 ajouter, unir, continuer [1.3]
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
19  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/4)20  mañohy
Sokajin-teny  21  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  22 mihehy [Sihanaka] [1.78]
Tovy hevitra  23 mañoehy

Teny iditra (4/4)24  manohy
Sokajin-teny  25  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  26 maka tantely ao amin'ny tohotra [Tanosy] [1.78]
Haiendriteny 
27  Ny ankehitriny :
28  Ny lasa :
29  Ny hoavy :
30  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  31 Himona, 32 Hinoma, 33 homany, homañy, 34 maniho, mañohy, manohy

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13