| Entrée | 1 manome | 
| Radical | 2 ome | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   [mañome]
 manome [Taisaka]
 [1.78] 5 Mahafoy: Manome vola ny mahantra Manaiky: Tsy nanome ny zavatra nangatahiko izy [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   to give [1.2, 1.7] 7 to present [1.2] | 
| Explications en français | 8   donner [1.8, 1.13] 9 offrir, céder [1.13] | 
| Exemples | 10   "Izay manome ahy vola ariary zato, omeko anatra tsara.
[2.293] 11 Dia injao indray toa nisy feo miteny aminy manome toky azy. [2.324] 12 Tsy manala na manome tsiny an-dRavinantolahy aho, sanatria! [2.470] 13 Mba olombelona ihany Rasoa ka nahazo hirika tao aminy ny famaliana faty amin' izato afitso-janany izay manome teny maharary azy. [2.470] 14 - manome toky anao aho! [2.471] 15 Ny tanàna teo akaikin' ny volibe no manome ny olona nilainy toy izany. [2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 20 25 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 21 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 22 mameno, 23 mamoñe, 24 manemo, 25 manome | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |