|
|
|
|

Teny iditra1 manondrokondroka
Fototeny  2hondrokondroka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manaitra ny filan' ny nofo amin' ny fihetsika pilapilaka sy jefijefy [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 mandrokondrokoña, 10 manondrokondroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12