| Entrée (1/2) | 1 manondrotra |
| Radical | 2 tondrotra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manatodika Manolaka (hadisoana) Mitana zaza eo anelakelaky ny lohalika roa ka manankin' ny lohany amin' ny tratra ary somary manainga kely kosa ny tongony mba hahafahany mivalana tsara [1.1] |
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 9 manondrotra |
| Radical | 10 sondrotra |
| Partie du discours | 11 verbe actif |
| Explications en malgache |
12 Mampakatra na manainga ho ambony, amin' ny hevitra arabakiteny na an' ohatra: Hanondrotra ny tranonay izahay amin' ny ririnina ho avy ~ Ny fanjakana no nanondrotra azy ho amin' izany toerana izany [1.1] |
| Exemples |
13 bodofotsy tonta sy lamba soga tsizarizary no irakofany ary hazo fisaka natambatambatra no manondrotra izany ho toa farafara, tsy itoviany tantana amin' ny tany.
[2.470]
|
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|