| Entrée | 1 manorisory | 
| Radical | 2 sorisory | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mahasosotra, mahadikidiky: Manorisory mihitsy izany tabataba ataon' ny ankizy izany Manao izay hahasosotra ny hafa: Atsaharo io fanaonao io fa manorisory ny mpampianatra Mampahory, mampijaly: Tandremo ny manorisory ny zandrin' ialahy a! [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to vex, to chagrin [1.7] | 
| Explications en français | 6   vexer, agacer [1.8] | 
| Exemples | 7   Miara-homehy sy ory aminao izy, nefa azo tsapaintànana koa fa manorisory azy ny hiditra lalindalina amin' izay resahina aminy.
[2.5] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |